|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maty amboa |
| Singan-teny | 2maty, 3amboa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6resy amboa, velona amboa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|